Entry | 1 ampamatoran-janak' omby |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mari-potoana folakandro ilay mby amin' ny toerana famatorana zanak' omby iny ny taratry ny masoandro tao amin' ny tranon' ny Ntaolo, izany hoe eo amin' ny 3 ora amin' ny famantaranandro ankehitriny |
Vocabulary |
4 Time |
Elementary words | 5 famatorana, zanaka, omby |
Updated on 2024/12/25 |
![]() |